Fantatrao ve ny SID na « Safer Internet Day »?
Ankalazaina isaky ny 09 febroary mba hanentanana sy hanaingana ny rehetra indrindra fa ny ankizy sy ny tanora @ fampiasana miaavo ny aterineto (mobilisation du public surtout les enfants et les jeunes pour l’utilisation positive de l’Internet) – Ny fankalazana tamin’ny taona ity no fankalazana faha 18 maneran-tany fa voalohany kosa teto Madagasikara niarahan’ny komity […]