FENERIVE – EST : Fankalazana ny Andron’ny Ankizy Afrikanina
Ho an’ity taona 2021 ity, ny Faritra Analanjirofo dia voafidy hanamarihana ny fankalazana ny Andron’ny Ankizy Afrikanina mba hanamafisana bebe kokoa ny rafitra sy ny hetsika mifandraika amin’ny fiarovana ny zaza amin’ity Faritra ity. Ny lohahevitra nosafidiana hanamarihana ity hetsika ity dia: « 30 taona aorian’ny nananganana ny Sata: andao hanafaingana ny fanatanterahana ny Agenda 2040, […]