Arozaza

Uncategorized @mg

“Mascotte” nationaly ho an’ ny fiarovana an’habaka

Ho fanatanterahana ny fandaharan’asa SAHY, eo amin’ny sehatra fiarovana an’habaka, ny ONG Youth First dia namolavola “mascotte” maneho ny endriky ny ady atao amin’ireo karazana herisetra an’habaka sy ny fampiroboroboana ny Aterineto tsara kokoa ho an’ny rehetra. Ho an’ireo ankizy sy ny tanora mpampiasa Aterineto, izay maro an’isa eto Madagasikara, no namoronana ity “mascotte ity”. […]