Fanamarihana ny andron’ny fandriampahalemana maneran-tany
Ny Ministeran‘ny Mponina, ny Fiahiana ara-tsosialy sy ny Fampiroboroboana ny Vehivavy dia mandray anjara mavitrika amin’ny fanentanana mikasika ny tambazotran-tserasera mendrika sy milamina ao anatin’ny fanamarihana ny andron’ny fandriampahalemana maneran-tany, androany alatsinainy 21 septambra 2020.